Baiboly & Fihirana Protestanta 20.4.8-0000 Update
Publish Date: 2020-07-09
- Fanisana ny andinin-tSoratra Masina voavakinao
- Mifanaraka kokoa amin'ny fitadiavana hira ao anaty Fihirana ny #clavier miseho rehefa mikaroka hira
- Miseho lisitra ny ao amin'ny Vavaka samihafa fa tsy mila fikarohana intsony
- Fanatsarana vitsivitsy ho an'ny Tablettes
- Fanitsiana voaray avy aminao mpampiasa ny Application : Nomery, II Samoela, Isaia, Ezekiela, Filipiana