- Fanisana ny andinin-tSoratra Masina voavakinao - Mifanaraka kokoa amin'ny fitadiavana hira ao anaty Fihirana ny #clavier miseho rehefa mikaroka hira - Miseho lisitra ny ao amin'ny Vavaka samihafa fa tsy mila fikarohana intsony - Fanatsarana vitsivitsy ho an'ny Tablettes - Fanitsiana voaray avy aminao mpampiasa ny Application : Nomery, II Samoela, Isaia, Ezekiela, Filipiana